Teny iditra | 1 fiteny |
Fototeny | 2 teny |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Teny iombonan' antokon' olona iray, izay saika mandrakariva iray firenena: Mirindra aoka izany ny fiteny malagasy. Fomba entina miteny: Mahitsy fiteny io zaza io izany Zavatra lazaina: Niova fiteny ianao izany Fomba na baiko atao fifandraisana: Fiteny tsy fantatra ny an' ny biby Azo tenenina: Teny tsy fiteny eo imason' olom-pady izany |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] a language the customary way of speaking |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#696, 1.8] manière de parler 7 [1.3#696] le language ce qu'on peut défendre 8 [1.8] une langue |
Ohatra |
9 Nony kelikely, azon' I Lidy an-tsaina fa Komoriana ity olona hafahafa fiteny ity; [2.470] 10 Azon' ny fanjakana atao ny manambany anao, na amin' ny fiteny na ny fihetsika. [2.471] |
Voambolana |
11 Haiteny |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Ohabolana | 28 Ohabolana misy io teny fiteny io |
Fivaditsoratra | 29 fetiny, fiteny, nitefy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |