Teny iditra fitepotepo (tepotepo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetra na fomban' ny zavatra mitepo, izany hoe mipaipaika, midondòna moramora [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra fitepo

2009/04/27