Teny iditra | fiteronterona (teronterona) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Fomba na toetran' ny olona miteronterona, izany hoe mipetraka amin' ny toerana avo milingilingy na mipetraka amin' ny toerana mihaja ary mora tazana [Rajemisa 1985] | |
2009/02/23 |
![]() |