|
|
|
|

Teny iditra1  fiteronteronana
Fototeny  2  teronterona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fipetrahana amin' ny toerana avo milingilingy, fipetrahana mininginingina amin' ny toerana avo: Nitady an' Ikoto efa ho antsasak' adiny reniny fa tsy nahita azy; nony inona, akory ny fahagagany nahita ny fiteronteronany tery ambony hazo (na ny fiteronteronany terỳ ambony vato)
Fipetrahana amin' ny toerana mihaja ary mora tazana: Edre izany fiteronteronan' ilay mpandresy terỳ ambony filanjana raha nentina niditra ny tanàna

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11