Teny iditra fitesontesona (tesontesona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomban' ny olona mitesontesona, tsy mahalala menatra, mieboebo, basivava [Rajemisa 1985]

2009/02/23