Teny iditra fitetehana (tetika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandidiana na fanapatapahana zavatra atao madinika: Fitetehana mangahazo
Fieritreretana zavatra mialoha ary fakana ara-keviny izay mety ho fandehany: Araka ny fitetehanay azy, dia telo arivo ariary dia mahavita ny vavahady
Fikasana hanao zavatra tsara na ratsy, efa nodinihina tsara natao maty psi-ka: Tsy nahomby ny fitetehany hamono an-dRakoto rafilahiny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Débitage [1.13]
Ohatra Izany hoe, hovana kely ny Fitondrana, mba tsy ho velona indray ny fiangarana sy ny fitetehana mangingina; [2.270]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10