Teny iditra fitetezana (tety)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandehanana manitsaka toerana maro: Fitetezam-paritany
¶ Famisavisana, filazana tsirairay: I dadabe no mahay ny fitetezana ny havana rehetra mifandray aminay, fa izahay tsy misy mahalala [Rajemisa 1985]

2009/02/23