Teny iditra fitezerana (tezitra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fampisehoana tsy fahafaliana amin' ny olona iray ka hetsehim-po hamely azy; fandevilevena: Ny fitezeranao azy, hono, no nialany tato aminareo [Rajemisa 1985]

2009/02/23