Teny iditra fitezotezo (tezotezo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny lehilahy tsy miakanjo, miboridana; fihanjaka; fiboridanana [Rajemisa 1985]

Teny iditra fitezotezo (tezotezo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny olona na zavatra lava mahia, lava marotsaka: Oadray ity fitezotezon' ny zanakao lahy! [Rajemisa 1985]

2009/02/23