Teny iditra (1/2) | 1 fitezotezo |
Fototeny | 2 tezotezo |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny lehilahy tsy miakanjo, miboridana; fihanjaka; fiboridanana |
Teny iditra (2/2) | 5 fitezotezo |
Fototeny | 6 tezotezo |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Toetran' ny olona na zavatra lava mahia, lava marotsaka: Oadray ity fitezotezon' ny zanakao lahy! |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |