Teny iditra fitiavana (tia)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Firaiketam-po amin-javatra na olona iray, izay tiana ho an' ny tena ary irina ho sambatra sy ho finaritra: Mahagaga ny fitiavan' ny reny ny zanany fa vonona ny hahafoy ny ainy ho azy izy. / Loza ny fitiavan' Ikoto kilalao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   love, affection, liking [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   amour, affection [Hallanger 1974]
Voambolana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23