|
|
|
|

Teny iditra1  fitiavana
Fototeny  2  tia
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Firaiketam-po amin-javatra na olona iray, izay tiana ho an' ny tena ary irina ho sambatra sy ho finaritra: Mahagaga ny fitiavan' ny reny ny zanany fa vonona ny hahafoy ny ainy ho azy izy. / Loza ny fitiavan' Ikoto kilalao
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] love, affection, liking
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] amour, affection
Voambolana  7  Ontam-po
Kamban-teny 
Lohateny  9  Adidy nandresy fitiavana Tritriva (Rabetsimandranto Fidelis-Justin)
10  Antsam-pitiavana (Razakandraina Jean Verdi Salomon)
11  Fahantrana sy Fitiavana (Rapatsalahy Paul)
12  Fitiavana Tanindrazana Fozaorana (Ravaloson Johary)
13  Ilay fitiavana mpandresy (Rabearivelo Jean-Joseph)
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny fitiavana io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20