Teny iditra FITIBA
Sokajin-teny   anarana (fanafohezanteny) [firaketana]
Famaritana malagasy   Firaisan-kinan’ ny Terak’IBAra [3.1]
Ohatra   Tafatsangana ny birao vaovaon’ny Firaisan-kinan’ny Terak’Ibara (FITIBA) izay hitantana ny fikambanana mandritra ny telo taona vaovao indray manomboka izao [Gazette Grande Île ]
Tsanganana sy sary iray takila   fanafohezan-teny

2017/12/19