Teny iditra fitihintihinana (tihintihina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fireharehana amin' ny fandeha na ny famindra: Endre izany fitihintihinan' Isambilo kely nahazo voalohany! [Rajemisa 1985]

2009/02/23