Teny iditra fitiliana (tily)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fikendrena: Fitiliana ny vorona hotofirina
¶ Fanaraha-maso, fitarafana, fizahana taratra: Tandremo famisy tsy manao afa-tsy ny fitiliana izay rehetra ataonao
¶ Fitsikilovana, fijerena nefa tsy hita mba hanaovana tatitra na hanaovana tetika hamelezana: Misy antoko-miaramila tsy manao afa-tsy ny fitiliana ny fahavalo [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay visée [SLP 1986]

2009/10/27