Teny iditra fitiliana (tily)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fikendrena: Fitiliana ny vorona hotofirina
Fanaraha-maso, fitarafana, fizahana taratra: Tandremo famisy tsy manao afa-tsy ny fitiliana izay rehetra ataonao
Fitsikilovana, fijerena nefa tsy hita mba hanaovana tatitra na hanaovana tetika hamelezana: Misy antoko-miaramila tsy manao afa-tsy ny fitiliana ny fahavalo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Visée [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20