Teny iditra fitobahana (tobaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitopazan' ny rano fzay mihoa-pefy: Ny fitobahan' ny rano amin' ny siny. / Mikisaha fa tsy hitahita akory ny fitobak' iny rano mangotraka entin' Ikoto iny
Habetsahana sesehena: Endre izany fitobahan' ny vary ao an-tsena! Fararano tokoa ny andro [1.1]
Tovy hevitra fitobaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20