Teny iditra fitobiana (toby)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fiangonana, fitangoronana: Eto no fitobian' ny mpianatra kilasimandry alohan' ny handeha hitsangantsangana
¶ Filasiana: Mampitebiteby ny vahoaka ny fitobian' ny fahavalo tsy lavitra ny tanàna
¶ Fiavosana, fiavovonana: Maharikoriko ny fitobian' ny fako eto akaikin' ny trano eto [Rajemisa 1985]

2009/02/23