Teny iditra fitobohana (toboka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay équilibre [SLP 1986]
Ohatra Nony avy nampirimpirin-trano teo Rasoa, tsy nahandry ny fahatongavan' izy roalahy, ka indry nivoaka ny trano nihazo ny lalana andrefan-tanàna, nankany amin' ny tanim-pasika fitobohana horompotsy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 83]

2015/10/18