|
|
|
|

Teny iditra1  fitobohana
Fototeny  2  toboka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4  équilibre [1.13]
Ohatra  5  Nony avy nampirimpirin-trano teo Rasoa, tsy nahandry ny fahatongavan' izy roalahy, ka indry nivoaka ny trano nihazo ny lalana andrefan-tanàna, nankany amin' ny tanim-pasika fitobohana horompotsy. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12