|
|
|
|

Teny iditra1  fitofezaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  tofezaka
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Toetran' ny biby na olona mitofezaka, izany hoe reraka noho ny tsy fihinanan-kanina
Voambolana  5  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29