Teny iditra fitofina (tofina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba fianjera: Tsy dia avo loatra ny nianjerany, fa ny fitofiny no nahatapaka ny tanany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05