Teny iditra fitoha (toha)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mitoha, izany hoe mitady, mizaha (remby, haza) [Rajemisa 1985]

Teny iditra fitoha (toha)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo tohaina, hazaina [Rajemisa 1985]

2009/02/23