Teny iditra fitohizambalala (tohy, valala)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan' ahitra [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy  [Betsileo] The name of an herb used in stringing locusts together. Same as fitoiakolatsa [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (de fitohizana, racine tohy, ce qui sert à enfiler ; et valala : sauterelles). Nom de diverses Cyperaceae dont la tige est employée par les enfants pour enfiler les sauterelles et autres petites proies lorsqu'ils vont à la chasse. Surtout : Cyperus compactus Retz. et Pycreus polystachyos (Rottb.) P. Beauv. (Cyperaceae). La décoction des souches de ces plantes est administrée comme odi-kibo, remède contre les maux de ventre. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Cyperus compactus, Pycreus polystachyos
Ohatra Raha ny filaharan' ny ravin' ny zozoro na ny herana na ny fitohizambalala kosa no dinihina, dia ho hita fa misy ravina telo amy ny indray manodidina ny taho. [Baron: Botany, takila 5]

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/05