Teny iditra | 1 fitohizambalala |
Singan-teny | 2 fitohizana, valala |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Karazan' ahitra |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [Betsileo]
The name of an herb used in stringing locusts together. Same as fitoiakolatsa |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.196] (de fitohizana, racine tohy, ce qui sert à enfiler ; et valala : sauterelles). Nom de diverses Cyperaceae dont la tige est employée par les enfants pour enfiler les sauterelles et autres petites proies lorsqu'ils vont à la chasse. Surtout : Cyperus compactus Retz. et Pycreus polystachyos (Rottb.) P. Beauv. (Cyperaceae). La décoction des souches de ces plantes est administrée comme odi-kibo, remède contre les maux de ventre. [Merina]
|
Ohatra |
7 Raha ny filaharan' ny ravin' ny zozoro na ny herana na ny fitohizambalala kosa no dinihina, dia ho hita fa misy ravina telo amy ny indray manodidina ny taho. [1.357#5] |
Voambolana |
8 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/30 |