Teny iditra fitohoka (tohoka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomban' ny zavatra mitohoka, izany hoe mihandrona betsaka eo am-bavan-javatra, varavarana, sns...: Jereo izato fitohoky ny vahoaka eo am-baravarana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05