Teny iditra fitohotra (tohotra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba na toetran' ny zavatra mitohotra, izany hoe miampy ka mikambana mivaingana hatrany tahaka ny toho-tantely [Rajemisa 1985]

2009/02/23