|
|
|
|

Teny iditra1  fitohotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomba na toetran' ny zavatra mitohotra, izany hoe miampy ka mikambana mivaingana hatrany tahaka ny toho-tantely
Fototeny  4  tohotra

Fivaditsoratra  5  fitohatro, fitohotra, hafotitro, hafototry, hatofotry, hifototra, hitofotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21