Teny iditra fitokana (toka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Firariana hahery na fanozonana ho resy: Hohenoin' i Zanahary anie ny fitokànao [Rajemisa 1985]

Teny iditra fitokana (tokana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mitokana, izany hoe mankalaza (zavatra) am-pahibemaso alohan' ny hampiasana azy [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31