Teny iditra fitokelaka (tokelaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny olona mitokelaka, izany hoe mihomehy mikakakaka mampiseho hafaliana na kosa somary maneso [Rajemisa 1985]

2009/02/23