Teny iditra fitokiana (toky)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fametrahana fanantenana: Manàna fitokiana an' Andriamanitra lalandava
¶ Fananana toky: Olona mendrika fitokiana iny lehilahy iny
¶ Fiankinana, fianteherana: Malefolefo ny fitokiana amin' ny haren' ny tany [Rajemisa 1985]

Teny iditra fitokiana (toky)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Famosaviana, famorehana [Rajemisa 1985]

2010/05/06