Teny iditra fitokoana (toko)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitsinjarazarana ho toko: Eto no fitokoan' ny mpianatra rehefa handeha hitsangantsangana [Rajemisa 1985]

2009/02/23