Teny iditra fitokona (tokona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mitokona, izany hoe mihenahena tsy mety miala amin' ny toerana misy azy, fomba entina mitokona na mihenahena tsy mety miasa [Rajemisa 1985]

2009/02/23