Teny iditra fitokona (tokona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mitokona, izany hoe mihenahena tsy mety miala amin' ny toerana misy azy, fomba entina mitokona na mihenahena tsy mety miasa [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20