|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fitokonana
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  tokona
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fihenahenana tsy mety miala amin' ny toerana misy ny tena: Nokapohina, novelezina: tsy nisy nampihontsona ny fitokonan' ilay omby izany
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] obstinacy
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] l'obstination, le motif, le lieu
7  [1.8] entêtement

Teny iditra (2/2)8  fitokonana
Sokajin-teny  9  anarana
Fototeny  10  tokona
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.1] Fihenahenana tsy mety miasa: Efa naharitra hadimiana izao ny fitokonan' ny mpiasa amin' ny Paositra
Fanazavàna teny anglisy  12  [1.7] a strike by laborers
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.8] grève des ouvriers

Fivaditsoratra  14 fikotonana, 15 fitokonana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12