|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fitoky
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomba entina mitoky, miantehitra, manana fitokiana
Fototeny  4  toky

Teny iditra (2/3)5  fitoky
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Fomba entina mitoky na mamosavy, mamorika
Fototeny  8  toky

Teny iditra (3/3)9  fitoky
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.78] [Taimoro] fikiakiana, horakoraka, feo, kiaka

Fivaditsoratra  12  fitoky, kifito

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21