Teny iditra fitoky (toky)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mitoky, miantehitra, manana fitokiana [1.1]

Teny iditra fitoky (toky)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mitoky na mamosavy, mamorika [1.1]

Teny iditra fitoky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Fikiakiana, horakoraka, feo, kiaka [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31