Teny iditra fitomboana (tombo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Faharorohana: Mampiaiky volana ny fitomboan' itỳ zaza itỳ; ny fitomboan' ny sain' itỳ zaza itỳ
¶ Fihalavana: Angaha tsy fantatrao ny fitomboan' ny andro amin' ny lohataona?
¶ Fihamaroana: Manao dingan-dava ny fitomboan' ny mponina amin' itỳ tanàn-dehibe itỳ
¶ Fisondrotana: Mampimenomenona ny vahoaka ny fitomboan' ny vidim-piainana [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay accroissement, croissance [SLP 1986]
Teny mitovy hevitra fitombo
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31