Teny iditra fitomboka (tomboka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra mitomboka, izany hoe misy tomboka [Rajemisa 1985]

Teny iditra fitomboka (tomboka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Soratra sy sary voasokitra amin' ny fingotra, izay tsindriana amin' ny ranomainty natokana ho amin' izany, ka atomboka amin' ny taratasy ary dia mamerina ilay soratra sy sary. (Ny fitomboka dia mazàna atao ho fanamarinana ny maha-ara-dalàna ny taratasy misy azy) [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay cachet [SLP 1986]

2009/10/27