|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fitomboka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Toetran' ny zavatra mitomboka, izany hoe misy tomboka
Fototeny  4  tomboka
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)6  fitomboka
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Soratra sy sary voasokitra amin' ny fingotra, izay tsindriana amin' ny ranomainty natokana ho amin' izany, ka atomboka amin' ny taratasy ary dia mamerina ilay soratra sy sary. (Ny fitomboka dia mazàna atao ho fanamarinana ny maha-ara-dalàna ny taratasy misy azy)
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.13] cachet
Fototeny  10  tomboka

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07