Teny iditra fitongilana (tongilana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra mitongilana, izany hoe mirona, mihilana, miraika; firona, fihilana, firaika [Rajemisa 1985]

2009/02/23