Teny iditra fitongilanana (tongilana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fihilanana: Mahalasa eritreritra ahy ny fitongilanan' itỳ andry itỳ
Fironana, firaikana: Manana fitongilanana amin' ny ratsy ny olombelona
Fiangarana: Hita miharihary izao ny fitongilanan' ny mpitsara amin' ny ankilany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Inclinaison [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05