Teny iditra | 1 fitongilanana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fihilanana: Mahalasa eritreritra ahy ny fitongilanan' itỳ andry itỳ Fironana, firaikana: Manana fitongilanana amin' ny ratsy ny olombelona Fiangarana: Hita miharihary izao ny fitongilanan' ny mpitsara amin' ny ankilany |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] inclinaison |
Fototeny | 5 tongilana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |