Teny iditra fitono (tono)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mitono na manatsatsika zavatra anaty lelafo [Rajemisa 1985]
Teny nalaina 

Teny iditra fitono (tono)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo atono: Tsy fitono ny vary [Rajemisa 1985]

2009/02/23