Teny iditra fitonoana (tono)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanamasahana zavatra, indrindra ny hena, amin' ny fanaovana azy eo ambony lelafo na ao anaty lavenona; fanatsatsihana [Rajemisa 1985]

2009/02/23