Teny iditra fitononana (tonona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Filazana ny anaran' ny tena, filazana ny tena: Tsy ny fitononana ho izao sy izao akory no maha-izany anao [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay action de dire soi-même son propre nom [Rajaonarimanana 1995]

2013/12/14