Teny iditra fitontohitra (tontohitra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra mitontohitra, izany hoe mitohy misesy tsy mitsahatra, mifandimby tsy an-kijanona: Ny fitontohitry ny fahoriana no nahatonga ny Ntaolo hanao ilay ohatra hoe: Sorona afon' ikala adalo, ka ny aloha tsy lany, ny aoriana asesika ihany [Rajemisa 1985]

2009/02/23