Teny iditra fitontona (tontona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fianjera midofotra, fidona amin-javatra: Tsy heno akory ny fitonton' ny iohany tamin' ny tany, nefa mahagaga fa nahavaky ny karandohany ny fianjerany [Rajemisa 1985]

2009/02/23