|
|
|
|

Teny iditra1  fitontona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fianjera midofotra, fidona amin-javatra: Tsy heno akory ny fitonton' ny iohany tamin' ny tany, nefa mahagaga fa nahavaky ny karandohany ny fianjerany
Fototeny  4  tontona

Fivaditsoratra  5  fiantonto, fitontona, nitotofan

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21