Teny iditra fitontonana (tontona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fianjerana midofotra; fidonana amin-javatra: Ny fitontonana amin' ny vato dia mafimafy kokoa noho ny fitontonano amin' ny tany [Rajemisa 1985]

2009/02/23